|
|
|
|

Entry 1  sompiranina
Root  2 sompirana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay
9 Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny
10 Asiana amin' ny fombamiolaka: Nosompiraniny tamin' ny baolina aho [1.1]

Updated on 2026/04/20