|
|
|
|

Entry1  somondrara
Root  2  sondrara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono [Tanala] [1.78]
5  zatovo vavy [Tanosy] [1.78]
6  nono [Taisaka] [1.78]
7  nonon-jazavavy [Sihanaka] [1.78]
8  Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny [1.1]
9  tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [1.13]
Explanations in French  10  adolescente [1.13]
Examples  11  Ley Venjy zahay mbo handisa - Andao tsika somondrara mba hiango. [2.606#]
12  Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508#]
Compound words 

Updated on 2024/07/16