Entry | 1 somondrara |
Root | 2 sondrara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono [Tanala]
[1.78] 5 zatovo vavy [Tanosy] [1.78] 6 nono [Taisaka] [1.78] 7 nonon-jazavavy [Sihanaka] [1.78] 8 Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny [1.1] 9 tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [1.13] |
Explanations in French |
10 adolescente [1.13] |
Examples |
11 Ley Venjy zahay mbo handisa - Andao tsika somondrara mba hiango. [2.606#] 12 Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508#] |
Compound words |
|
Updated on 2024/07/16 |