|
|
|
|

Entry1  somizo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa [1.1]
Explanations in French  5  calicot [1.3]
Examples  6  izay aza somizo ny tapany, soga ny tapany. [2.285#]
7  Fehe-zina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437#]
8  Tsy nanaiky izy raha tsy somizo faharoa avy no karamany. [2.649#]
Other spellings  9  somizy
Proverbs  10  Proverbs containing the word somizo

Updated on 2021/10/13