Entry sominda mifoha
Elementary words sominda ; mifoha
Part of speech locution
Explanations in French Mal qui revient
Figuré: dispute renouvelée [1.3]
 Procès renouvelé, c' est comme un mal qui revient, c' est comme une tumeur au larynx qui revient et donne promptement la mort [2.415]
Examples Ary raha misy mivadika amin' izao fanekena izao isika roa tonta, ka hanao sominda mifoha sy rasa mivadika, dia ho akaiky mpanondro maso tahaka ny tandrok' omby sondenda izy, sattia «ny omby nampandriana mora fohazina; [2.346]

Updated on 2023/04/16