Entry someby
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona
Mitovy hevitra: miheninkenina [1.1]
Derivatives 
Synonyms somebiseby

Anagrams 

Updated on 2020/07/31