Entry somavosavo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Manjavozavo ka tsy tazana tsara; (toetr' andro) manjombona ary tsy mihiratra loatra
Mitovy hevitra: somafosafo [1.1]

Updated on 2020/07/31