|
|
|
|

Entry1  solofo dimbin' ny ala
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny ankizy sy ny tanora handimby ireo zokiolona
Elementary words  4  solofo, dimby, ala
Synonyms  5  kolokolo dimbin' ny vary

Updated on 2024/12/10