Entry soloatre
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanala] Diso kely, indro kely, solafaka fiteny na fanindra: Nijodijody teroa iaho omale ka soloatre tamin'ny lafatra iñe (nikarenjy tety aho omaly ka solafaka tamin'io zana-tohatra io) [1.78]

Updated on 2020/07/31