Entry | solika | |||||||||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano] Menaka [1.78] | |||||||||||||||||||||
Menaka avy amin' ny tongotr' omby Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana Kolikoly enti-mamitaka [1.1] | ||||||||||||||||||||||
Explanations in English | Oil [1.7] | |||||||||||||||||||||
Explanations in French | Huile [1.8] | |||||||||||||||||||||
Examples | Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano.
[2.470] | |||||||||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word solika | |||||||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |