Entry | solifara | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby [1.1] | |
Singa simika [1.13] | ||
Explanations in English | Sulfur [3.1] | |
Explanations in French | Souffre [1.13] | |
Examples | Solifara, hono, no anaran' ireny zavatra nodorana ireny.
[2.472] | |
Vocabulary | Chemistry | |
Origin | English: sulfur. | |
Analogs | S | |
Updated on 2020/07/31 |