Entry solafaka
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra [1.1]
Explanations in English Slipping [1.7]
Explanations in French Qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: [1.3]
 Qui glisse [1.8]
Examples 
1Solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa [1.1]
2Solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) [1.3]
3Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. [2.471]
Morphology 
Present : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Past : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Future : ho solafaka, ho solafako, ho solafakao, ho solafany, ho solafatsika, ho solafakay, ho solafakareo, ho solafak', ho solafa-
Derivatives 

Entry solafaka
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Diso noho ny halemena na tsy fahalalana [1.1]
Explanations in French Qui se trompe par ignorance ou par faiblesse [1.3]
Examples Olombelona ihany ka solafaka [1.1]
Morphology 
Present : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Past : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Future : ho solafaka, ho solafako, ho solafakao, ho solafany, ho solafatsika, ho solafakay, ho solafakareo, ho solafak', ho solafa-
Derivatives 

Updated on 2020/07/31