Entry sokera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina
Fanodidinana toerana na tanàna
Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [1.1]
Explanations in English A carpenter's square [1.7]
Explanations in French équerre de charpentier [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Origin English: square.

Anagrams 

Updated on 2023/08/11