|
|
|
|

Entry 1  sokajy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  6 Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo
7 Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy [1.1]
Explanations in English  8 a squad ; a division, a department [1.7]
Explanations in French  9 escouade de vingt-cinq soldats [1.3]
10 escouade; division, département [1.8]
11 classe, catégorie, section, groupe, ordre, série [1.5]
Examples  12  Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny [2.442#]
13  Niala ny sokajin|sokajy-dRanary, dia niditra ny sokajin|sokajy hafa [2.270#]
14  Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany [2.472#148]
Combinations  15  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sokajy

Updated on 2026/04/20