| Entry | 1 sodisody |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
13 Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana.
[1.1#886] |
| Explanations in French |
14 réserve, action de se tenir à l'écart par honte ou par timidité, action de rôder
[1.3#615] |
| Anagrams | 15 disodiso, sodisody |
| Updated on 2026/04/20 |
|