Entry sobiky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Harona makadiry: Voankazo iray sobiky [1.1]
Explanations in English A basket [1.7]
Explanations in French Panier [1.8]
Examples 
1Hanaovana inona ireto sobiky sy kofehy? [2.356]
2Sady tsy niandrasany fa notatahany ny vava sobiky. [2.298]
3Ny anankiray nilanja zavatra roa anaty sobiky tamin' ny hazo. [2.649]
Other spellings 
Proverbs 
Articles 

Updated on 2022/07/30