|
|
|
|

Entry1  sivanina (sivana)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto
4  Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao [1.1]
Explanations in English  5  to be sieved, as sand [1.7]
Explanations in French  6  qu'on tamise [1.8]
Examples  7  sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola [2.471]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  sinivana, sivanina

Updated on 2023/01/20