|
|
|
|

Entry1  sitranina
Root  2  sitrana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mandeha
5  Afahana amin' ny aretina: Sitrano ny zanako, dokotera [1.1]
Explanations in English  6  to be healed [1.7]
Explanations in French  7  qu'on guérit [1.8]
Examples  8  Izay i Feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra tonga ho azy na vokatry ny fiaraha-monina misy zara vilana, fa aretina novolen' ny tompony ary iniana tsy sitranina. [2.472]
9  dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana. [2.996]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  antsirina, sinitrana, sitranina

Updated on 2023/01/20