Entry | sisivala | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |