Entry sisina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra
Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity [1.1]
Explanations in English A border [Malay sisih, side, quarter] [1.2]
 The edge, the border [1.7]
Explanations in French Le bord, la lisière, la frontière [1.3]
 Bord [1.8]
Morphology 
Simple : sisina, sisiko, sisinao, sisiny, sisintsika, sisinay, sisinareo, sisin', sisin-, sisim-, sisi-
Prefixed : -tsisina
Derivatives 
 
Synonyms sisiny
Compound words 
Origin Malay: sisih : side, quarter.
Proverbs 

Entry sisina (sisy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia [1.1]
Explanations in French Qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats) [1.3]
Morphology 
Present : sisina, sisiko, sisinao, sisiny, sisintsika, sisinay, sisinareo, sisin', sisin-, sisim-, sisi-
Past : nosisina, nosisiko, nosisinao, nosisiny, nosisintsika, nosisinay, nosisinareo, nosisin', nosisin-, nosisim-, nosisi-
Future : hosisina, hosisiko, hosisinao, hosisiny, hosisintsika, hosisinay, hosisinareo, hosisin', hosisin-, hosisim-, hosisi-
Imperative : sisio
Proverbs 

Entry sisina (sisy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona [1.1]
Explanations in English To be straightened [1.2]
Explanations in French Qu'on redresse [1.3]
Morphology 
Present : sisina, sisiko, sisinao, sisiny, sisintsika, sisinay, sisinareo, sisin', sisin-, sisim-, sisi-
Past : nosisina, nosisiko, nosisinao, nosisiny, nosisintsika, nosisinay, nosisinareo, nosisin', nosisin-, nosisim-, nosisi-
Future : hosisina, hosisiko, hosisinao, hosisiny, hosisintsika, hosisinay, hosisinareo, hosisin', hosisin-, hosisim-, hosisi-
Imperative : sisio

Anagrams 

Updated on 2023/05/19