|
|
|
|

Entry1  siramanta
Root  2  sira
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka
5  Fanasina
6  Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1]
Synonyms  7  sira, siravato

Anagrams  8  manatsira, manisatra, matsiraña, misantara, misatrana, siramanta

Updated on 2020/07/31