|
|
|
|

Entry1  sinivana (sivana)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana [1.1]
Explanations in French  4  tamisé [1.3#612]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  voasivana

Anagrams  9  sinivana, sivanina

Updated on 2023/01/20