|
|
|
|

Entry 1  sinimba
Root  2 simba
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Voasimba, simbana, atao izay tsy hahatsara: Nosinimban' ny naman-dratsy ilay rasa ka nampalahelo [1.1]
Explanations in French  8 gâté, endommagé, à qui l’on a fait tort [1.3#606]
Synonyms  9 voasimba

Updated on 2026/04/22