Entry | 1 singan' olona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olon-drery, tsy manan-kavana na namana miaraka amin' ny tena |
Explanations in French |
4 [1.3] une personne seule, qui est au-dessus du nombre pair, qui est seul de sa famille |
Elementary words | 5 singa, olona |
Analogs | 6 honjohonjon' olona, manirery, irery tena, mijongijongy, manjenjena, misiontsiona, tsy amboa tsy lambo, boribory, tsy ary ambony tsy ary ambany, tokan-tena, tsy mana-namana, milalao vovoka irery, mamikitra ahitra irery, akanga sisa nanamborana, tapa-porohana sisa tsy may |
Anagrams | 7 nolaingosan, nosolangain, singan' olona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |