Entry | sinava (sava) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita Hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola [1.1] | ||||||
Explanations in French | Qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voasava | ||||||
Anagrams | sinava, sivana, vasany |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |