|
|
|
|

Entry 1  sinaso
Root  2 saso
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 voasaso, tambatambazana, kolikolena, saroroina, fitahina amin-kafetsena: Nosinasony teo ilay olona dia nanaiky [1.1]
Explanations in French  8 cajolé, sondé [1.3#587]
Synonyms  9 voasaso

Anagrams  sinaso, 10 sinosa

Updated on 2026/04/22