Entry sinanda (sanda)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon' ilay vorona [1.1]
Explanations in French Ce pour quoi on a donné un agio, un surplus [1.3]
Morphology 
Present : sinanda, sinandako, sinandanao, sinandany, sinandantsika, sinandanay, sinandanareo, sinandan', sinandan-, sinandam-
Past : nosinanda, nosinandako, nosinandanao, nosinandany, nosinandantsika, nosinandanay, nosinandanareo, nosinandan', nosinandan-, nosinandam-
Future : hosinanda, hosinandako, hosinandanao, hosinandany, hosinandantsika, hosinandanay, hosinandanareo, hosinandan', hosinandan-, hosinandam-
Synonyms voasanda

Updated on 2023/01/20