Entry sikidy joria
Elementary words sikidy ; joria
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1]
Vocabulary 
Analogs  sikidy alanana

Updated on 2023/10/02