Entry sikidy alanana
Elementary words sikidy ; alanana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy [1.1]
Vocabulary 
Analogs  sikidy joria

Updated on 2023/10/02