|
|
|
|

Entry1  sevoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony [1.1]
Synonyms  4  sevosevo, sevotsevoka

Anagrams  5  savoke, sevoka, vesoka

Updated on 2020/07/31