|
|
|
|

Entry (1/2) 1  sery
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  5 Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1]
Explanations in English  6 a cold in the head [1.7]
Explanations in French  7 rhume [1.54]
8 rhume de cerveau [1.8]
Examples  9  Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437#]
10  Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4#]
Vocabulary  11  Health
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sery
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 14  sery
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 [Antesaka] mpandihy [1.78]

Anagrams  17 resy, sery

Updated on 2026/04/21