|
|
|
|

Entry 1  sendrasendraina
Root  2 sendrasendra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy ny zokinao
9 Enti-milaza akoholahy iray izay asiana akoholahy hafa eo anoloany mba hitsapana raha te hiady izy: Aza sendrasendraindRangahy ny akoholahiko [1.1]

Anagrams  10 isendrasendrana, sendrasendraina

Updated on 2026/04/20