Entry | 1 sendaotra |
Elementary words | 2 sendra, loatra |
Part of speech | 3 adjective |
Derivatives |
|
Vocabulary |
6 Emotions |
Explanations in Malagasy |
7 Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny 8 Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1] 9 misafoaka, tezitra mafy [1.13] |
Explanations in French |
10 Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3] 11 furieux, irrité [1.13] |
Examples |
12 Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra; [1.437#] 13 Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana? [2.298#] 14 Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra. [2.528#] |
Other spellings | 15 sendoatra |
Anagrams | 16 sendaotra, sendoatra |
Updated on 2024/09/09 |