| Entry | 1 savana |
| Root | 2 sava |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita
9 Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana 10 Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1] |
| Explanations in English |
11 to be cleared; to be closely inspected
[1.7] |
| Explanations in French |
12 qu'on examine de près, qu'on éclaircit
[1.8] |
| Examples |
13 Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472#220]
|
| Anagrams | savana, 14 vasaña |
| Updated on 2026/04/20 |
|