| Entry | 1 sasantsasany |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in English |
3 some, others, a part
[1.2#560] |
| Examples |
4 Nahita an' I Dada nanao ny sasantsasany amin' ireo ory tany ka mba nirotsaka.
[2.472#153]
5 Rehefa niposaka ny masoandro, dia nisava ny zavona tao ambony, ka tsinjony ny tampon'ny vohitra sasantsasany [2.324] |
| Updated on 2026/11/06 |
|