Entry | saronana (sarona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be covered [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on couvre [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word saronana | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |