| Entry | 1 saritahina |
| Root | 2 saritaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Korontanina, atao ambony ambany: Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano
9 Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy 10 Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy [1.1] |
| Anagrams | 11 isitrahana, saritahina, 12 tsara ihany |
| Updated on 2026/02/04 |
|