Entry sao-drazana
Elementary words saotra ; razana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny omby vonoina ka zaraina amin' ny olona amin' ny famadihana -- atao koa hoe sao-drazana ny vola omen' ny olona ny mpamadika [1.1]

Updated on 2023/07/25