Entry santimetatra
Part of speech noun
Explanations in English Centimeter [3.1]
Explanations in French Centimetre [3.1]
Examples 
1Nokendain'i Fandrava indray ny tendany ka raha tsy nintranga nisy folo santimetatra ny lelany tsy nesoriny ny tanany. [2.895]
2Lakambe natao tamin' ny hazoala ary mirefy folo metatra amin' ny lavany, iray metatra amin' ny sakany ary sivifolo santimetatra amin' ny halaliny. [2.508]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/11