Entry sanatriavina (sanatria)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Lavina mafy amin' ny filazana hoe "Sanatria"
Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriavina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao [1.1]
Explanations in English To be considered unthinkable or unutterable [1.7]
Explanations in French Qu'on repousse [1.8]
Morphology 
Present : sanatriavina, sanatriaviko, sanatriavinao, sanatriaviny, sanatriavintsika, sanatriavinay, sanatriavinareo, sanatriavin', sanatriavin-, sanatriavim-, sanatriavi-
Past : nosanatriavina, nosanatriaviko, nosanatriavinao, nosanatriaviny, nosanatriavintsika, nosanatriavinay, nosanatriavinareo, nosanatriavin', nosanatriavin-, nosanatriavim-, nosanatriavi-
Future : hosanatriavina, hosanatriaviko, hosanatriavinao, hosanatriaviny, hosanatriavintsika, hosanatriavinay, hosanatriavinareo, hosanatriavin', hosanatriavin-, hosanatriavim-, hosanatriavi-
Imperative : sanatriavo
Compound words 

Updated on 2023/01/20