|
|
|
|

Entry1  sampanina
Root  2  sampana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra
Sahanina: Aiza moa no hahombiazany? Asa telo amana efatra no sampaniny
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  sampanana

Anagrams  10  isampanan, mpanasina, nampiasan, nanasampy, nasampany, nasampina, nisampana, sampanany, sampanina

Updated on 2023/01/05