|
|
|
|

Entry 1  sakambinina
Root  2 sakambina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Hodidinina ny sandrin-tanana avy any an-damosina ny valahan' ny olona iarahana
9 Arovana, tahina: Sakambino izy amin' ny diany, Andriamanitra ô [1.1]

Updated on 2026/04/20