|
|
|
|

Entry1  saka lava tanana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] saka tsy azo itokiana
Enti-milaza ny olona fetsy ary tonga mpangalatra
Elementary words  4  saka, lava, tanana

Updated on 2024/12/07