Entry | 1 Sakalava |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
3 Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i Boina (renivohitra Mahajanga), Ambongo (renivohitra Besalampy), i Menabe (renivohitra Morondava), ary i Fiherenana (renivohitra Toliary) [1.1] |
Explanations in French |
4 peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be) 5 Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe 6 Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord 7 Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina 8 Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur 9 Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5] |
Vocabulary |
10 History: clans, tribes |
Analogs | 11 masikoro, Masikoro, vezo, Vezo |
Compound words |
|
Titles |
14 Andolo : L'art funéraire sakalava à Madagascar (Goedefroit Sophie, Lombard Jacques) 15 Contes Populaires des Sakalava et des Tsimihety : recueillis dans la Région d'Analalava (Dandouau André) 16 Divine Kingship and the Meaning of History among the Sakalava of Madagascar (Feeley-Harnik Gillian) 17 Vocabulaire et Grammaire Sakalava et Betsimisaraka (Dalmond (abbé)) 18 Vocabulaire Sakalava-Merina-Français (Dandouau André) |
Tables and plates |
19 Dialectal words |
Updated on 2020/07/31 |