Entry sakaizam-patana
Elementary words sakaiza ; -patana (fatana)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana
Indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo [1.1]
Proverbs 

Updated on 2023/12/10