Entry | sakaiza manody | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1] | |
Explanations in French | Faux ami, traître, homme perfide [1.196] | |
Examples | Sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa.
[2.472] | |
Entry | sakaizamanody | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody. [1.196] | |
Vocabulary | Botany ~ Religions, Beliefs | |
Updated on 2023/04/16 |