|
|
|
|

Entry (1/2)1 saika
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany. [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  193 combinations of this word

Entry (2/2)20 saika
Part of speech  21 adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  22Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy.
23Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika. [1.1]
Explanations in English  24almost. [1.7]
Explanations in French  25presque. [1.8]
Examples  26 saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
27 Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472]
Synonyms  28saiky
Analogs  29 kasa

Anagrams  30 akasy, 31 Akisa, akisa, 32 asika, 33 isaka, Isaka, 34 kasay, 35 kasia, 36 saika, 37 Sakay, sakay, 38 sakia, 39 siaka

Updated on 2025/11/06