|
|
|
|

Entry (1/2)1  saika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Nouns :
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)10  saika
Part of speech  11  adverb
Explanations in Malagasy  12  Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy [1.1]
13  Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1]
Explanations in English  14  Almost [1.7]
Explanations in French  15  Presque [1.8]
Examples  16  saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
17  Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472]
Synonyms  18  saiky
Analogs  19  Kasa
Tables and plates  20  All the adverbs

Anagrams  21  akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka

Updated on 2023/10/02