|
|
|
|

Entry 1  sahanina
Root  2 sahana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1]
Explanations in English  9 to be faced up to [1.7]
Explanations in French  10 (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3#557]
11 à quoi on fait face [1.8]
Examples  12  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
Combinations  13  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sahanina

Anagrams  sahanina, 14 Sahinana

Updated on 2026/04/20