Entry | safosiaka | ||
Elementary words | safo ; siaka | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Entry | safo siaka | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena [1.1] | ||
Updated on 2023/08/01 |